Misaotra ny IYAFP Madagascar nampianatra ny ankizy mikasika ny puberté, fidiovana sy fahasiovana, violence basée sur le genre, loi sur la santé sexuelle et reproductive, sns maro.
Nahafinaritra iny. Mbola tsy tapitra fa mbola misy séance hafa manaraka.
« Velona ho an’I Kristy ! »
